Fiangonan' i Jesoa Kristy eto Madagasikara

FJKM ANTSAHAFILO ZIONA

FJKM Antsahafilo Ziona
🍷

Mofon'Aina — Anio

FJKM

Eo am-piandrasana…

↗ Hamaky ao FJKM
📖

Mana Isan'Andro

mana-isanandro.fr

Eo am-piandrasana…

↗ Hamaky ao amin'ny site
Design Sans Titre 2025 09 11T151734.491
Pasteur RATOVONRINA Mamy Olivier
Mpitandrina FJKM Antsahafilo Ziona

Hafatra sy teny mamy
avy ami'ny mpitandrina

“Mifandray ny fo sy ny fanahy aminay mba hitaona ny olona ho amin'ny fiainana maharitra ao amin'i Jesoa Kristy.”

Ny Fiangonana dia toerana misy fahamarinana, fandresena ary fifaliana ho an'ny rehetra.

Hafatry ny Filoha
Zanaka Ampielezana

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tanteraka soa aman-tsara ny fanokafana ny Site Web an'nyZanak'ampielezana Antsahafilo Ziona. Izany dia:

  • Hahafantarantsika ny tantaran'ny Fiangonana Antsahafilo
  • Hiraketantsika ny Taranaka Antsahafilo
  • Hifandraisantsika Zanaka Ampielezana
  • Hizarana vaovao mafon’aina

Voninahitra ho an'Andriamanitra irery ihany ary fiadanana ho antsika rehetra.

Design Sans Titre 2025 09 11T150848.255
Rarivu Maherilanja
Président Zanaka Ampielezana Antsahafilo

Famintinana ny tantara’ny fiangonana

⛪
1869
Nanao ny fiangonana London Missionary Society
📖
1880
Fampandrosoana ny trano fiangonana voalohany
🏠
1957
Fanarenana ny fiangonana trano vaovao
👥
2000+
Fampandrosoana ny Zanaka Ampielezana
🌐
2024
Fanokafana ny Site web Manerana ny Taranaka