Fjkm Antsahfilo Ziona

Ny tantaran'ny fiangonana

Naorina ny taona 1869 ny fiangonana. London Missionnary Society na LMS no anarana niantsoana azy tamin’izany. Eto Ambohitrandrefana Tanana Antsahafilo kaominina sy fokontany ANtsahafilo ihany. 

Voadidina hadivory ny toerana misy ny fiangonana; izay toerana natolotr’ireo ray aman-dreny tamin’izany fotoana, ka ny refin’ny trano dia dia 15 metatra ny lavany ary 9 metatra ny sakany, vita tamin’ny biriky tany , tafo zozoro ny niandohany , vao nosoloina tafo bozaka, avy eo tafo tanimanga ary tamin’ny taona 1957 no natao tafo fanitso ny fiangonana. 

Tao anatin’ny 100 taona I dia ireto avy ireo Ray aman-dReny am-panahy nifandimby nitondra ity fiangonana ity

Filaharana ara-potoana ny fitantanana ny fiangonana

1869-1925
Loham-piangonana
RALAINARIVO RAINIVOAVY RANDRIANORO RANDRENAROSY
1869-1925
1926-1928
Mpitandrina
RANJONSON mivady
1926-1928
1930-1931
Mpitandrina
RAKOTOMAVO
1930-1931
1931-1394
Mpitandrina
RATSIMBAZAFY mivady
1931-1394
1935-1938
Mpitandrina
RAZAFIMAHEFA Mivady
1935-1938
1938-1942
Mpitandrina
RATSIMBAZAFY mivady
1938-1942
1944
Evanjelista
RAKOTOARISON mivady ary maty teto Antsahafilo izy ny 09 Aogositra 1945
1944
rafaralahy pasitera
1947-1975 (28Taona)
Mpitandrina
RAFARALAHY mivady Notokanana tamin'ny 28 Jona 1969 ny tsangamto fankalazana ny faha 100 taona ny fiangonana ka RAFARAHY no Mpitandrina ary RANDRIANASOLO no Président ny isan'efa bolana, araka izay voasoratra hita eo amin'ny tsangam-bato.
Hitan-tsika eo amin'ny sary iireo mpiara-miasa.
1947-1975 (28Taona)
rafaralahy pasitera
1986-1988
Mpitandrina
MARO Edouard mivady,
Natao paroasy : Antsahfilo, Antanatsara, Vatovandana, Ankadibe
Ny Mpitandrina MARINASY no Président synaodam-paritany Ambohimanga tamin'ny taona 1988.
02 Septambtra 1989 no nankalazaina ny faha 120 taona ny fiangonana.
1986-1988
1996-1997
Mpitandrina
RAZAFINJOELINA Andriamahafaly Albert
1996-1997
vato fehizoro
1998-2003
Katekista
RAAKOTOASIMBOLA Edmond
Notapahan-ny fiangonana miaraka tamin'ny zanaka am-pielezana izay notarihin'i tompokaly RARIVO André sy i Tompokolahy RARIVO teo akadifotsy fa ho hahitatra ny fiangonana.
napetraka any vato fehizoro ny 10 oktobra 1998
1998-2003
vato fehizoro

Tahiry an-tsary